Pack Zahataniko
Mamiko ny taniko ka fantariko sy zahako. Ny Hotely La Mira dia hotely fialantsasatra amorin’ny torapasika, eo Madiorano tsy lavitra i Toliara. Tongava mankasitraka ny hatsaratarehin’I Madiorano. Zahao ny taninao ka ankafizo ny hatsarany.